You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

STK Ny Hafatra

1639

Nampiditra : heryfitiavana
Tamin'ny : 25/08/2015 11:51:53

Mombamomba :
Ny "STK Ny Hafatra" dia fikambanana manana rantsana mpihira ao @ FJKM Tanjombato Maritiora, nihira nanomboka ny taona 1993. Manana album roa izy ankehitriny dia: "Iraka solon'i Kristy"(cd audio t@ 2013) sy "MihirĂ  ho an'Andriamanintsika"(dvd ny taona 2015). Ity fikambanana ity dia miezaka hatrany mitondra aim-baovao eo @gadon-kira voiziny eo @fitoriana ny filazan-tsaran'i Jesoa Kristy.

Hametraka hevitra

Midira aloha