RR Majunga

Nampiditra https://tononkira.serasera.org/mpihira?username=
17/12/2002 13:12
Hiran'i RR Majunga 15 Jereo eto
Vangy : 5436
Mpankafy : 0 Ankafizo
Raymond Razafimbahiny, na R.R. Majunga eny an-tsehatra (1919–1963), dia nanoratra no nihira tamin'ny teny malagasy sy teny frantsay. Nampiana-tena nitendry "piano" no sady mahay lokanga ihany koa izy.

Raivo, zanany, no mamelo-maso ny anaran-drainy ankehitriny.

Hevitra momba an'i RR Majunga

Sancho13 (24/06/2018 15:43)
Miarahaba. Tia hampahatsiahy fotsiny fa R.R. dia midika hoe Raymond Razafimbahiny. Mankasitraka.

Hiran'i RR Majunga (15)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1333