You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Rebika

18

Nampiditra : rbkfoana
Tamin'ny : 24/05/2005 16:19:28

Mombamomba :
"Nandalo" tokoa ny lohatenin'iny hira iny,ary ho hitanao eto izy fa vao nampidiriko vao teo . Koa dia mankafiza finaritra ary .

Ho ela velona ny REBIKA

Hevitra mandeha

rurale (16/06/2009 13:45:42)

Tsara ry zalahy fa tohizo hatr@ farany fa aza ravàna ntsony a! fa 'zay mivady tena mankafy ary manana groupe kely couple couple zay zahay samy efa nitoko 2 avy, tia sy mankafy na de tsy fantatrareo aza anareo daholo, ka mijery foana na aiza na aiza misy REBIKA. Fa fotsiny somary malaina kely zay ra vô ts'isy Nicks le revy.

ff (02/12/2008 08:51:35)

Slt daolo! mba mangataka ny tonon'ilay hira oe: Aiza ianao malala! ho an'izay mahay e! Msaotra o!

YASHN (30/10/2008 10:52:58)

ary sao misy site manokana ahazoana anareo ary e

YASHN (30/10/2008 10:45:48)

Mba tiany izao rah toa averina any anaty CD audio ireo hiran RBK hatram zay ka hatram zao dia lay feo original iny mitsy an

iaboba (22/04/2008 12:51:24)

de miandry ny mpankafy ry rebika, enga anie mba tsy ho azontsampona indray ny mpikambana sasany refa tonga ny fotoana

rbkpro (16/01/2008 14:55:34)

Tratry ny taona 2008 daholo e! de miarahaba manokana ny tarika rebika nahatratra ny faha 20taona niorenana. Aiza daholo isika mpankafia rehetra toa malaindaina daholo e! Mifalia fa taona natokana hoantsika mpankafia ity taona 2008 ity. Manantena fampisehoana maromaro isika @ ity taona ity taorian'izay 2taona nanginanan'ny tarika REBIKA izay. Mety anao ahoana re ny tohin'ny tarika REBIKA ao aorian'izao fankalazana ny faha 20taonan'ny tarika izao e? Hisy fitambarana vaovao indray ve tao aorian'ireny fisarahana ireny ? de mety we iza avy no hijanona ao @ tarika? Misokatra ny fifanankaloza-kevitra hoantsika mpankafia rehetra e! de manantena fandraisana anjara hoantsika rehetra

nyA (17/09/2007 16:17:47)

efa nivondrona tokoa ny tarika saingy i Lôla aloha dia tsy anisany hatreto,ny momba an'i Nicks indray dia tsy afaka miaraka @ tarika raha tsy @fampisehoana noho izy tsy monina eto an-toerana.Efa nivoaka any ny hira vaovao VAHINY sy HO AVY ka misy ny feon-dry NOELY,LUCIEN,RIVO,PATRICK,RAMPAL fa i HERY TIANA koasa dia mbola tsy ao anatiny aloha noho ny antony manokana.Ny resaka fampisehoana aloha dia ny @taona ho avy no tena azo antoka fa ny @ty dia mbola fampahafatarana ny hira vaovao sy fanomanana ny 20émes no tena mibahana.
Noho izany raha te hijery spectale misy loko RBK dia @ 21/10/07 ny fotoana miaraka @ HERY TIANA ao Antsahamanitra sy 28/10/07 any Antsirabe.

rbkpro (17/09/2007 08:46:39)

iza daholo io ilay we niverina io? tafiditra ao anatiny ve lucien randrianina? mino aho fa tsy ao koa i lôla aloha e! de oviana no hanao fampisehoana ny tarika REBIKA? de eto Tana ville ve? mba hizarao vaovao @ izay mahalala e?

jass (03/09/2007 21:20:54)

efa niverina daholo ny tarika e! afatsy Nicks sisa misy spectacle 2 @ volana novembre sa octobre izy zay tsy de tadidiko !

nyA (29/05/2007 17:02:52)

efa misokatra koa ny resadresaka ho an'izay mankafy an'i Hery Tiana

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha