Railovy
Ny tena anaran'ny tarika dia Ny Railovy fa tsy Railovy araka ny antsoin'ny namana sasany ka mba ahitsio kely azafady e!
Lisitry ny hira
Hampiditra hira- ADINOY NY ANARAKO
- AKANY
- AKOM-PAHATSIAROVANA
- ALINA PARIS
- ANDEHA HO AIZA ZALAHY
- AZA ELA
- BAO
- DIA HILAZAKO I DADA SY I NENY
- EKEKO RY TOMPO MAHERY
- FITIA FARARANO
Hevitra mandeha
amfhaja (27/03/2004 01:17:14)
Ny tena anaran'ny tarika dia Ny Railovy fa tsy Railovy araka ny antsoin'ny namana sasany ka mba ahitsio kely azafady e!
amfhaja (25/03/2004 01:40:17)
Teraka teto Antananarivo tamin'ny 30 Septambra 1932 i Jérôme Randria ary nodimandry tany Paris tamin'ny 4 Oktobra 1984. Jérô Randria na Randriamahatana Jérôme amin'ny tena anarany, no isan'ireo namorona ny tarika NY RAILOVY tamin'ny taona 1956 ary nitarika azy hatramin'ny taona 1984
