Raboussa
K'aiza izy zany Raboussa efa ela-ela tsy hita a!havoay amizay lay album faharoa. Ty ny e-mail ko raha ilan-dRaboussa fa iza mila miresaka amy aboussa maika belorakoto@yahoo.fr zay mahita an-ty mombamomba aoka mba ampadre any Raboussa satria za tsy eto an-tànana fa aty am-pita misaotra mialoha ho an'izay ampandre dia sixe daholy e!
Lisitry ny hira
Hampiditra hira- 'zay anaovan'azy
- Goavana Loatra
- MANDRAMPIHAONA
- Mandrapihaona
- Mpandresy ambonin'ny mpandresy
- OTRAN'LAH
- Ratsy tafaray
- T-ho any aminao
- Te ho any aminao
- Tontolo lavorary
Hevitra mandeha
keir (03/04/2009 15:48:32)
six oanzé mrevy boussa e! rap mandrakizay!!!!!!!!
tianjhi (06/03/2008 15:15:25)
big up dool @ zay kôfa mrevy raboussa,mlay e!!!
mcboy (11/09/2007 16:43:50)
soh deh mboh miS manana parol anleh teh ho any amnao? mba omeo kel we azfad,merci davS
dell (17/07/2007 18:25:08)
mcboy (11/07/2007 16:52:58)
mlay lé vazo !!! toizo fa mankafih ny aty!!!
SYD (01/07/2007 19:07:30)
keir (14/03/2007 12:00:51)
mlay raboussa e! rap mandrakizay!!!!!!:-)
keir (09/03/2007 08:47:44)
raboussa mlai b doli ny irany e! d ny manodina matetika manakiana ts kw zany fa ny zavatra enjeany vomaika azona fiany mb andiniany! sa ts zany an! six e!big up be!mb meo adresse draboussa zafad(rsmn2008@yahoo.fr)
vazivazah (02/12/2006 20:16:51)
mdr vazivazin i vazivazah iny e! Izy koa mankafy
vazivazah (02/12/2006 20:13:50)
mdr vazivazin i vazivazah iny e! Izy koa mankafy

.jpg)
