Ny Angola Fiderana

Nampiditra SantatriniainaAvotra
07/08/2018 12:18
Hiran'i Ny Angola Fiderana 2 Jereo eto
Vangy : 760
Mpankafy : 0 Ankafizo
Tarika evenjelika mitory an'i Jesoa Kristy an-kira, ary mivohy ny gadona bà-Gasy ranoray.
Ny filoha Mpitarika:Rado Rabemanantsoa
Ny mpikambana: Rado, Zo, Samantha; Tsanta, Tiffanie, Njara, Aina, Faly, Hanitra, Avotra, Nomena, Tojo, Toky, Santatra.

Hevitra momba an'i Ny Angola Fiderana

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Ny Angola Fiderana (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1355