You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Ny Ainga

11

Nampiditra : marina50
Tamin'ny : 18/03/2005 02:21:01

Mombamomba :
I Patty moa fony kely dia tena mpinamana tamin'i Hantatiana, fa nony samy lehibe dia tsy nifankahita intsony fa samy nanana ny lalany avokoa ny tsirairay!
fa tena nanana ny lazany koa i Patty ary tsara feo tokoa!
nahafinaritra avokoa ny hirany!
tohizo hatrany Patty ny dianao a!

Hevitra mandeha

ounjah (18/03/2013 12:14:35)

hafa iany ilay voloany eh!!

touds (05/05/2010 13:43:27)

tena ita n fivoaran ' tarika Ny Ainga e , mafinaritra foana n zavatra atolon-dry zareo , courage fona e

oudoul (04/05/2010 16:16:06)

sady marina mihitsy fa miovaova be ny tarika, tia miovaova olona be, indrindra ny vocal vavy, tsy mitana vehivavy ela, fa maninona kay

oudoul (04/05/2010 16:14:23)

Fa naninona kay i patty no tsy ao @ tarika intsony; ary lasa aiza
Nefa hafa ihany izy sady tsara feo no mahay mihetsika, tsara tarehy , manam-pahaizana sady mahay mihaingo
Hafa ihany izy; tena haingon'ny tarika sady mahavita azy e

varisy (22/04/2008 07:23:11)

indray mande tsy miverina le taty diego iny e

ff (23/01/2008 13:43:13)

Mba mangataka ny tononkira misy an'ilay hoe "tongava malaky aza avela ho foana, ilay fanantenana mitia" Misaotra o!

falimampionona (24/12/2006 07:51:58)

tsy hevtra no tiako resana fa mba te hividy tih serte ainga

ari.malala (09/05/2006 12:08:19)

site web officiel an'ny tarika: www.nyainga.com

herilanto (16/03/2006 08:26:42)

sao dia mba misy manana ny tonony "fitiavako masiaka "ianareo fa mba vazo tiko izy iny

Raitsi (23/02/2006 13:53:03)

Ho antsika mpakafy ny tarika "Ny Ainga":Naseho vahoaka tamin'ny fomba ofisialy omaly 22 febroary 2006 ny site internetn'ny tarika. www.nyainga.com

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha