Nada Band
Sary
Hevitra mandeha
hery (26/10/2010 22:39:51)
riaj> Rehefa misy fanitsiana tahaka ireny dia milazà aminay fa indraindray tsy hitanay daholo ny soratra eto.
admin@serasera.org
riaj (19/10/2010 08:34:20)
Fanamarihana kely hafa koa mikasika an'ilay hiran'i tsimoka SAMIA MAMOY izay vao nisy nampiditra ao fa sady diso ny titre no mbola diso koa ny mpihira azy, (tsy Lôlô fa i Tsimoka) dia Samia mamoy ny titre fa tsy Fitia.
somary sarotiny kely fa groupe tianay mantsy le izy.
misaotra e!
JahKass (09/09/2010 06:54:09)
Fanamarihana kely Fotsiny. Ilay hira "Mandrapiaona", dia Hiran'ny tarika Vaïn, fa nohirain'ny Nada band fotsiny tamin'izany fotoana.... Misaotra an'ny Nada Band hééééééé!!!!!! dé siora amin'ny Bandy rehetra zany he!!!