MIARA

Nampiditra Erica
04/05/2004 06:26
Hiran'i MIARA 18 Jereo eto
Vangy : 3683
Mpankafy : 0 Ankafizo
Eo am-panomanana ny raki-kira manaraka hono ny tarika miara.Mazava loatra fa ny country music no hibahan-toerana ao.Araka ny vaovao voaray eto dia hamerina ireo hira tany aloha bé ry 'zareo ,izany hoé raha tsorina dia hisy andriambavilanitra (vehivavy) hiara-hampiara-peo aminy......mbola tsy fantatra aloha hoe,iza io na iza fa dia ho hita eo 'zany mandra-pihaona ary ôô!!

Hevitra momba an'i MIARA

mimichaton (13/04/2004 18:58)
mpihira malagasy mankafy ny karazan-kira "country" ny tarika MIARA. Tsy midika anefa 'zany fa tsy manao karazan-kira hafa ry 'zareo,izany hoé ny hira malagasy iray manontolo dia hitantsika ao anatin'ireo atotan-kira roa efa navoakany.fa hita taratra kosa fa ny "slow country" no tena manavanana azy.Eo am-panomanana ny raki-kira manaraka ry 'zareo amizao fotoana izao.Ny fampisehoana angamba no tsy dia mbola nahitana azy ireo firy loatra (tianay ho fantatra ny antony).Mino sy manantena izahay fa ho avy tsy hoela izany fampisehoana izany...ho fanomezana fahafaham-po an'izay mankafy rehetra.

Hiran'i MIARA (18)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1849