You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

MED'S CHOIR

2415

Nampiditra : eliopatrick
Tamin'ny : 06/08/2018 16:20:44

Mombamomba :
Ny Med's choir dia antoko mpihira izay ivondronan'ireo Mpianatra ho mpitsabo sy mpiasan'ny Fahasalamana eo anivon'ny Faculté de Médecine Antananarivo.
Niorina tamin'ny 09 jolay 2009.
Mifototra amin'ny fitoriana ny filazantsara sy fanomezam-boninahitra an'i Jesosy.
Pejy facebook: Med's choir

Hametraka hevitra

Midira aloha