-- Mbola tsy fantatra --

Hevitra mandeha

hery (23/06/2009 23:03:32)

Mba teneno ny lohateny dia teneno ny mpihira fa tsy fantatra hoe iza no lazainareo

strawberry (14/11/2006 09:56:23)

merci beaucoup @nareo fa io mihitsy lay hira tadiviko, i Ralf no mihira an'io, hirany michel sardou'seulement l'amour'nadika io, ba betsaka ehhhhhhhhhhhh

miangalyandria (23/07/2006 11:52:40)

solika no mihira an'io o Ratovo io raha tsy diso aho

mitady (10/05/2006 18:56:46)

An'i Ra-Tse io hira io.

hery (09/05/2006 07:55:02)

Iza amin'ireo no hiran'iza?
Iza ny an'i tselonina ?

Roch (19/04/2006 21:35:49)

Tselonina

Roch (19/04/2006 21:35:04)

Solika

bolotsy (19/03/2006 12:17:10)

Tselonina

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha