Masiaka

Hampiditra sary Nampiditra ratajpn
29/10/2004 01:54
Hiran'i Masiaka 2 Jereo eto
Vangy : 1284
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ny tarika Masiaka dia tarika iray niforona tamin'ny 2001 rehefa nisy ny fisarahana teo amin'ny tarika paingotra ka ny sasany namorona ny atao oe tarika Fangaro ary ny ampahany kosa lasa namorona ny tarika Masiaka.

Ireo Mpikambana ao amin'ny tarika dia:

Ratiana:chanteur,acoustique guitar,Compositeur
Réné:Bassiste,Compositeur,Choriste
Rapa:Soliste,Choriste

Rata:Batteur,Claviste.

Hatramin'izao aloha ny tarika dia mbola mohenonheno kely satria ny akamaroan'ny mpikambana ao aminy dia any andafin'ny riaka.

Manome toky ireo mpakafy ny tarika fa anao zavatra amin'ity faraparan'ny taona ity.

Hevitra momba an'i Masiaka

ratajpn (29/10/2004 05:54)

Hiran'i Masiaka (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0105