Lola (lahy)

i lola dia mpihira malaza tokoa ankehitriny

Hevitra mandeha

tefy0 (05/01/2010 15:49:38)

mba omeo ny tononkiran'i RR Majunga ra mis manana
de Rolland Raelison ko

raozigasy (26/12/2009 10:08:20)

sao dia misy manana contact ahazahoana an'i Lola tokoa nareo e
izaho mitady contact artiste gasy ato amin'ny www.tononkira.serasera.org
manorata amin'ny i haja@serasera.org
misaotra mialoha daholo e

joujou (17/12/2009 20:59:49)

milay e, tena milay lôla le vazo a, tohizo foana e

fifany (10/10/2009 09:19:24)

raha mba misy manana ilay "FAMINDRAM-PO" an'i Lola dia mba alefao azafady e!

tsykivy (06/03/2008 11:52:07)

Tsara ny hirany:na ny tonon-kira na ny feony.Ampy
hoan'ny mpankafy ary manosika an'i Lôla handroso hatrany sy hanatsara izany.Tohizo Lôla; ny feonao toy ny rivotra maneran-tany!

herilma (01/11/2007 15:13:54)

Tena reveko nama le hiranao le Alay lakana iny
na ny rithme na ny feony na ny tonony; tsy misy kianina e
Tohizo ra Lola a!

cmbolatiana (07/06/2007 06:43:35)

Tsy hitako intsony ny hilazàna azy fa tena lafatra e ! Miha-betsaka ny artiste misondrotra amin'izao fotoana izao fa Lôla ihany no mbola ato am-poko sy mbola voalohany hatrany hatrany e. Izaho aloha tena potika 1000 morceaux aminy e, dommage izy efa manam-bady aman-janaka, fa ny hirany sy ny feony dia tena iainako isan'andro e.

nyA (29/05/2007 17:05:30)

misaotra t@ le numero ary efa misokatra koa izao ny tafa ho an'izay mankafi an'i Hery Tiana

nyA (05/05/2007 11:57:40)

raha mba misy manana ny nomerao-ny dia mba alefaso sms @ 032 43 660 31 fa ilaina maika be,misaotra mialoha

lemia (03/04/2007 17:10:56)

zay kou mankafy be an'i Lôla de ra mba misy manana le tononkirany we"tsy manahy" de mba alefaso fa mba tinay ananana e

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha