You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

LOIC

1230

Nampiditra : fiafy
Tamin'ny : 28/05/2009 07:54:52

Mombamomba :
efa namoaka clip ' vitako'zany'  i loic ny volana Janvier 2010.

Hevitra mandeha

MyYan16 (30/01/2013 04:37:09)

Vao tafahaona t@ Loic aho teny talatamaty dia nanontany azy ny programany, izao no navaliny hoe: mbola tsy misy pro aloha zao dieny zao fa mandeha moramora ny mozika . Misy zavatra efa nomaniko ho an'ny Malagasy rehetra ato ho ato , ary dia ahazo ny anjarany avokoa ny sarangan'olona rehetra . Merci hoy izy sady lasa izy nandeha tamin'ilay moto mena kely iny. Fiafy.

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha