You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

JESUS LOVERS.JL

2512

Nampiditra : rovatiakorazafy19
Tamin'ny : 06/01/2019 10:42:34

Mombamomba :
Ny tarika JL na Jesus Lovers dia tarika mpihra Fiderana an'Andriamanitra Rain'i Jesoa Kristy Tompo sy mitory NY Filazatsara amin'ny alalan'ny Hira! .
Ny  Jesus Lovers de  manao ny gandona rehetra. ary afaka miara-miasa amin'ny Fiangonana rehetra mihorina @anaran'I Jesosy Kristy Tompo.

Hevitra mandeha

rovatiakorazafy19 (06/01/2019 12:23:04)

NY hira fiderena an'Andriamanitra dia fanandratana ny Anarany sy fanomezana voninahitra ho Azy.
Ny Hira fiderana ihany koa dia manasitra sy mitondra hafaliana ho an'ireo olona izay manao ilay Hira Fiderana an'Andriamanitra.

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha