You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Jérôme Randria

46

Nampiditra :
Tamin'ny : 25/10/2001 18:10:00

Mombamomba :
Jérôme RANDRIAMAHATANA no tena anarany.
Ny tarika NY RAILOVYno noforoniny.

Hevitra mandeha

hertix (08/01/2006 18:57:20)

Ny hoe "Tao anaty fahanginana" dia "Manirery" no lohateniny ary ny hoe "Feom-baliha fararano" dia "Fitia fararano"

hertix (08/01/2006 15:15:21)

Anisan'ny andrarezina amin'ny mpanankanto malagasy i Jérôme Randria. Anarana tamin'ny naha-tily azy ny hoe Railovy izay nataony anaran'ny tarika natsangany.

(25/10/2001 22:10:00)

Jérome RANDRIAMAHATANA no tena anarany.
TARIKA NY RAILOVY No noforoniny.
Mbola tsy misy ny sary fa amin'ny manaraka aho mitondra betsaka.

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha