You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Jeahisebele

1625

Nampiditra : ikalamako
Tamin'ny : 09/07/2015 10:45:31

Mombamomba :
Laurent ETSIFOSAINE no tena anarany fa ny anarana entiny an-tsehatra kosa dia fitambaran'ny jeahy midika hoe lehilahy, sy besele, anaran'ny tanàna nahaterahany.
Mpilalao jejolava tao amin'ny ATAUM ny rainy (Association Theatrale et Artistique de l'Université de Madagascar). Nampiana-tena izy tamin'ny mozika. Manoratra tononkira sy mamorona ny feony ary mihira izy no mitendry gitara ihany koa.
"Beko dia" (beko sauvage) avy any atsimo, karazana beko avy any amin'ny tanin'ny Mahafaly no voiziny. Ny tanjony moa dia hitondra avo ny mozika avy amin'io faritra io.

Hametraka hevitra

Midira aloha