Jary

Nampiditra tahiana.dafy2015
22/10/2016 15:07
Hiran'i Jary 2 Jereo eto
Vangy : 1109
Mpankafy : 0 Ankafizo
ANDRIAMIRIJA no tena anarany fa i Rija kosa no nahafantaran'ny maro azy tao anatin'ny tarika 3 ISAN 100 tany amin'ny taona 2000 tany ho any no nalaza izany tarika izany, izany hoe tarika anisan'ny nanana ny lazany teo amin'ny gadona dancehall teto amintsika, Tamin'ny taona 2008 : ny nahatonga an'ilay anarana Jary dia i Rija no tena anarany efa voalaza tetsy ambony tetsy fa navadika izany ilay anarana dia lasa Jary. Niala tao amin'ny 3 ISAN 100 izy dia avy eo nandeha irery izy ka nanangana ny tarika Jary, "I lolo you !" io no hira navoakany voalohany, ary tamin'ny taona 2012 kosa izy no namoaka ny hira faharoa mitondra ny lohateny hoe "Lazao izy". Niara-niasa tamin'i DJ Thers izy tamin'ilay hira hoe "Ndao handihy', tamin'ny taona 2014 izy dia namoaka ny hira "Pop gasy".

Hevitra momba an'i Jary

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Jary (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4369