You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

HYRAK

2413

Nampiditra : gerardjapon2
Tamin'ny : 03/08/2018 14:50:08

Mombamomba :
Niforona tamin'ny taona 2018 ny groupe HYRAK.Mpanakanto eto Bongolava Tsiroanomandidy.Miisa 6 ny mpikambana ao aminy.Mbola mpianatra avokoa izy ireo. izay ahitanan'i Ratim,Mitia,Tiavina,Fannyx,Dannielson ary Andersen

Lisitry ny hira

Hampiditra hira

Hametraka hevitra

Midira aloha