Hantatiana
Lisitry ny hira
Hampiditra hira- Aleoko ny ahy
- Dada
- Faly aho
- FETIM-PIANAKAVIANA
- Fiderana
- FITIAVAN'ANKIZY
- HIRA TSOTRA
- J\'ai rêvé
- L'océan
- La pluie
Hevitra mandeha
rhina (24/08/2009 14:13:41)
Fa iza kay ry reto no vadin'i Hantatiana?
d lahy sa vavy hono ny zanany d firy?
zay mants tena tara be mints ts mba maaraka anzany aty
zay d mba valio reto a!!!!
io misy adresse itako tao @ le site fa tsy aiko na tena tonga any aminy ny mail na tsia
info@hantatiana.ch
Neax (20/03/2007 08:43:02)
Mahafinaritra tokoa iny sipa iny é!
Mba mangataka ilay tononkirany ilay hoe la pluie izay manana, dia misaotra mialoha tompoko
charllotte (11/03/2007 19:47:26)
bjr mba omeo tonony "tu m'as donne" ny NDRIANA RAMAMONJY azafady izay manana ô misaotra mialoha
marina50 (08/02/2007 12:26:57)
jereo ao @ site:
www.koloina.com fa misy reportage-ny
pathy (03/10/2006 17:36:32)
ie ndriana prezidà fokontany, sady mitaiza an'i Claire. Nalaza be tamin'ny fanangonana ankizy sahirana
jenni (20/09/2006 18:35:16)
Voir son site www.hantatiana.ch
narindra00 (18/05/2006 14:47:44)
Hantatiana lo de tsara hatr@zay mitsy.Efa hatr@ fony kely aho no tia azy ka mandrak'androany.Mafinarita izy e!Mirary soa o az manokana aho
nirinkanto (20/04/2006 07:51:25)
mahafinaritra kosa aloha i hantatiana e! tsotra izy sady tia mitsikitsiky foana!
dia ahoana tokoa ry reto fa zany ndray no henoko hoe hanokatra clud hantatiana hono i ndriana ramamonjy?
marina50 (26/03/2006 21:22:38)
mbola mihira izy ko!! toa hoe amin'ny aout izao hono izy ho avy aty Paris hihira kno..
sady hamoaka album vaovao koa,izay no vaovao reko tsy ela izay,
efa teraka koa ny zazà,mahafatifaty loatra ilay izy..bandy kely...ny adiresy aloha dia tsy mbo haiko e!!!
anontanio izy!!!??
swizz (25/03/2006 06:18:10)
efa teraka ve izy izao ,raha mba te hanoratra any de inona no atao?