You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa

2326

Nampiditra : Ridza95
Tamin'ny : 16/03/2018 09:13:12

Mombamomba :
Ny Antoko Mpihira Hanitr'Öliva Ziona Famonjena (H'Ö.ZI.FA) dia sampana iray ivondronan'ny tanora mpitory ny Fanjakan'Andriamanitra.Mijoro ny Hanitr'ôliva ho fanabeazana ny mpiakambana amin'ny lafiny maro :ara-tsaina,  ara-batana sy ara-panahy ,ary indrindra hiasa hanasoa ny manodidina azy. Mankalaza ny faha55 taona nijoroany teto @ fiangonana METM ZIONA FAMONJENA FIANARANTSOA ny Antoko Mpihira Hanitr'Öliva amin'ity taona 2018 ity.
             ARY HO FITAHIANA TOKOA IANAO !

Hevitra mandeha

jeannotbaptiste74 (07/09/2018 04:49:30)

Ho ambinina anie isika

Jose707 (11/04/2018 09:17:10)

tahin'Jesosy daholo e!

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha