You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Groupe Evangélique NY MPAMPITRAKA

2392

Nampiditra : tahrina
Tamin'ny : 04/07/2018 14:33:33

Mombamomba :
Tarika Mpitory ny Filazantsaran'i Jesosy Kristy amin'ny alalan'ny Toriteny, ny Porte à Porte, ny Tantara, ary ny Hira. Niforona ny taona 2000, ary nampivondrona tanora maromaro samy resy lahatra ny hampitombo ny Fanjakan' Andriamanitra. Manao fitetezam-paritra ny Groupe Ny MPAMPITRAKA, ary MAIMAIMPOANA avokoa NY ASA REHETRA TANTERAHINY.

Hametraka hevitra

Midira aloha