G4TRO

Nampiditra enteme
29/11/2004 04:06
Hiran'i G4TRO 1 Jereo eto
Vangy : 1657
Mpankafy : 0 Ankafizo
maninona i Farian no tsy miantso mihitsy.

Hevitra momba an'i G4TRO

Darlin (26/05/2004 12:49)
raha ny momba ny mpihira no asiana resaka dia efa-dahy ry zareo no tena mpihira ao amin'io groupe io!
Ny tenako moa dia olona nifanerasera be tamin'izy ireo indrindra ny iray tamin'izy efatra.
Ry zareo dia olona tia mitady hevitra amin'ny zavatra hataony na ny diha na ny hira (ny tonony izany).
Ny hiran'izy ireo voalohany ary mbola tadidiko dia nataon-dry zareo tamin'ny teny anglisy saingy taty aoriana dia tsy nirahin-dry zareo io fa namorona hira amin'ny teny malagasy no ho ny hoe malagasy ry zareo.
Izay angamba no azoko lazaina fa dia mirary soa an'izy ireo ka ho tafita amin'ny tanjona iiny ry zareo efa-dahy!

Hiran'i G4TRO (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0103