Felanamanitra

Hevitra mandeha

hery (12/09/2007 09:33:42)

Niova ho Felanamanitra ny anaran'i Felana Manitra teo aloha

hery (06/03/2005 18:15:59)

Felanà no anarany teo aloha teo. Felana Manitra izy amin'izao fotoana izao. Mihira hiram-pilazantsara izy. Misy hirany vitsivitsy ao amin'ny RadioVazoGasy.

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha