Fafah Rabenatoandro

Nampiditra lanto
08/07/2006 14:58
Hiran'i Fafah Rabenatoandro 4 Jereo eto
Vangy : 3367
Mpankafy : 0 Ankafizo
Fanja Rabenatoandro no tena anarany.
Toy ny fiaraha-miasan'ny artista rehetra dia i Seta sy ny sax-ny dia anisan'ny nandray anjara tamin'ny nanaovana ny rakikira voalohany vita horonana tamin'ny taona 1985 tao amin'ny Discomad, rakikira izay misy ny hira nampalaza an'i Fafah dia "Izaho ilay bandy".

Hevitra momba an'i Fafah Rabenatoandro

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Fafah Rabenatoandro (4)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0109