Dadah

Mpamoron-kira sy mpitendry manan-talenta ao amin'ny tarika Mahaleo i Dadah. Isaorana betsaka izy sy ny namany rehetra ao @ tarika Mahaleo amin'ireo hira maro samihafa nandrotsirotsy nandritry ny telopolo taona, ary mbola hitohy ny tantara...

Hevitra mandeha

roserouge (01/08/2006 17:15:14)

sao dia mba misy manana an'ilay tononkira an'i dadah "tsy misy ny doria" reto azafady

frandria (31/03/2005 15:40:15)

Mpamoron-kira sy mpitendry manan-talenta ao amin'ny tarika Mahaleo i Dadah. Isaorana betsaka izy sy ny namany rehetra ao @ tarika Mahaleo amin'ireo hira maro samihafa nandrotsirotsy nandritry ny telopolo taona, ary mbola hitohy ny tantara...

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha