COEUR de l'ILE

Nampiditra dadalala
14/11/2009 08:39
Hiran'i COEUR de l'ILE 7 Jereo eto
Vangy : 2241
Mpankafy : 0 Ankafizo
Antokom-pihira nitsangana tamin'ny taona 1995
Nisolo tena an' I madagasikara sy ny Nosy ato antin'ny faritry ny Océan Indien ary Afrika atsinanana tamin'ny fivoriam-be kristiana indray maka natao tany UTRECHT HOLLANDE
Mitory ny Famonjena natolotr'i Kristy ho an'ny olona rehetra amin'ny alàlan'ny talenta nomen'Andriamanitra azy ireo dia ny HIRA
Misy mpikambana 16 mianadahyEfa nitety firenena 4 eropeana ary faritra maro teto amin'ny Tanindrazana
"Miandrandra ny fiverenan'i Kristy fanindroany hamarana izao tantara ratsin'ny tany izao"
Tia ny olona rehetra ary naman'ny olona rehetra ka vonona hampahery mandrakariva amin'ny fotoana rehetra - indrindra ny fitondrana am-bavaka izay mangetaheta izany!
Azo asaina amin'ny fotoam-bavaka sy fiderana raha mifanaraka amin'ny fotoana maha-mety azy!
Kristy no ivon'ny Antokom-pihira Coeur de l'île!

Hevitra momba an'i COEUR de l'ILE

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i COEUR de l'ILE (7)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0118