You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Cindy-collee

2400

Nampiditra : Donixa
Tamin'ny : 17/07/2018 18:47:00

Mombamomba :
Hayayayaeeee
eyeee...!!!(3x)

Tsy magnahy na averim-beriko isan'andro fa hoe zah tia anao, miangavy na maraigny na antoandro tsy tiako azon'olo anao; na maro mpitsiko tsy ahoako, aoka ny mpagnaratsy tsy jereko.

Hououou!!!!

Ref:
za aty rôh maty aminaooh!(eyeeee) ny fagniriako ane ho lasa madamonao (eyeee)
eeeeeh! na aiza tany aleanao oooh! (tsy maintsy colleko), na aiza tany misy anao (tsy mentsy colleko)
tiako ninahy araiky anao x2(....)
colle, colle colle colle X2

Ny fagniriako antsika roe jusqu'à matoe, na anaty mamy na anatiny mangidy tsy misarakeee!
anao io ninah za ty roh ninao, ôh! my love aaah! fahinako anao

Ref:

Lisitry ny hira

Hampiditra hira

Hametraka hevitra

Midira aloha