You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Chorale Ampitatafika Firaisankina - CAF

1867

Nampiditra : Chorale Ampitatafika Firaisank
Tamin'ny : 22/06/2016 14:56:50

Mombamomba :
Antoko Mpihira mitory ny filazantsara @ alalan'ny hira,sy ny talenta maro samihafa.
Manao ny asa fitoriana @ toerana rehetra izay mila izany,afaka miara-miasa @ rehetra,na fiangonana na fety isan-karazany eo anivon'ny fitoriana sy fiderana an'Andriamanitra.

Pejy Facebook: Chorale Ampitatafika Firaisankina - CAF

Kaonty Facebook: Chorale Ampitatafika Firaisankina

Hametraka hevitra

Midira aloha