You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

B'Sarouk

2140

Nampiditra : lyonnyo
Tamin'ny : 11/06/2017 16:52:26

Mombamomba :
Tarika B'Sarouk dia niforina tamin'ny taona 2004  teto à Tanamakoa Toamasina.Fusion basesa no gadona tena hiangaliany ary 5 mirahalahy ny ao anatin'ny tarika ary Raoul (Mahaleo) no namolavola ny tarika.Mitondra ny lohateny "Mitady vola" ny album izay navoaka ny tarika tamin'ny taona 2011.Ary tao anatin'iza y dia maro seho an-tsehatra sy festival nandraisan'ny tarika anjara.

Lisitry ny hira

Hampiditra hira

Hametraka hevitra

Midira aloha