You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Belahy

141

Nampiditra : bamaly
Tamin'ny : 06/06/2002 04:45:20

Mombamomba :
Tamin'ny taona 1995 no niforonan'ny Tarika Belahy izay fantatra amin’ny gadona vazo miteny.
Efa misy ny rakikira tafavoaka : ny voalohany dia tany amin’ny fotoana nanombohany tamin'ny 1995  tany ho any, izay nisy an’i “Kalamara”, “Fiainana”, “Zanatany”, sns.
Ny faharoa kosa dia teo amin’ny taona 2000 teo ho eo ka nahitana an’i “Asa ihany”. Ny taona 2010 dia nanapa-kevitra hanao "Best of" ny tarika, ka voarakitra ao ohatra i “Bonne chance”, “Politika sy ny kristianina”.
Ny tanjona amin'ny rakitra fahatelo kosa dia ny hampivoitra ny feon-gitara tena malagasy (acoustique).

Hevitra mandeha

blahblah (27/08/2011 18:17:27)

mba avoahay indray ila hiranareo taloha be ireny, talohan'ny album Asa ihany!!

Talboty (12/09/2010 06:26:02)

Manaja anao ra-Belahy !,Tena revenayB les le vazo oe POLITIKA iny fa ra mba azo atao D mba alefaso sms @ty num ty le tonokira miaraka @ ny feony a!.Ty le num 0337311312.
OK les ra-Belahy a !!!!.

gimini (10/06/2009 15:43:11)

mankasitraka an'i Belahy fa tena manantsaina izy mahaforona ireny karazana tononkira ireny ee, misaotra BELAHY aa

4mimananelatra (20/05/2006 18:31:12)

mahay mampiady rima tokoa ilay mpanakanto ity ary milàza ny olana mianjady ny mpiray tanindrazana @ ankapobeny

bamaly (06/06/2002 08:45:20)

mihira toan'i jeneraly ny tono-kira .ampio tono-kiran'i jeneraly koa azafady , fa samy revinay daholo izy roa ireo e! MISAOTRA BETSAKA TOMPOKO O !

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha