BaBa

Hampiditra sary Nampiditra david17
04/01/2017 17:41
Hiran'i BaBa 0 Jereo eto
Vangy : 1540
Mpankafy : 0 Ankafizo
Lehilahy manga feo izay tena nalaza tamin'ilay singa "MaMa"

Hevitra momba an'i BaBa

david17 (04/01/2017 17:48)
Tsy manadino anao n'aiza n'aiza (2x)

Mamako,Tsy anary anao izao
N'aiza n'aiza tany haleako oh!
Tsy ho anadino anao zah oh!
Fa resin'ny fitadiavana
Afatsy fandava-tena
Matokisa ianao mama eh! mbol ho avy ny anjara-tsik.. ehh!! mama oh! (2X)

Raha misy raha tsy tantinao oh!
Samia milaza (2X)

Mamako,tsy anary anao zah oh!
N'aiza n'aiz ny tany aleako
tsy ho anadino anao zah oh!mama e!
fa resy ny fitadiavana
afatsy ny fandava-tena
matokisa roa mama e!
mbola ho avy ny anjaratsika

Hiran'i BaBa (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.45