AVANA

Nampiditra tinahmandresy
12/12/2017 12:37
Hiran'i AVANA 2 Jereo eto
Vangy : 1066
Mpankafy : 0 Ankafizo
NY TALOHA
Ny taloha(ny taloha) de mpinamana izaho sy ianao
Ankehitriny anefa nanifia ny fitiavako anao
Fatsy sahiko ny nanmbara izany aminao
Tsy maninona f'atao hoe "tiako fotsiny ianao"

Ankehitriny anefa nifoha ny fitiavako anao

Réf(2 fois)
Na izany aza anefa de ataoko 'zay ahasariako anao
Satri tena mila hipôka mafy ny ao "am-poko ao"
Tsara ianao toetranao"Tiako ianao"
Hitia anao aho anio ary ho mandrakizay

Hitia anao aho anio ary ho mandrakizay!.....!

A/C IANDO

Hevitra momba an'i AVANA

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i AVANA (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3256