askin niova

Hampiditra sary Nampiditra rohamah
24/07/2017 10:29
Hiran'i askin niova 0 Jereo eto
Vangy : 1244
Mpankafy : 0 Ankafizo
Teny mamy lay fanaon'i tam'nah
Tiko enao mandrak'zay de arahan'i kiss
Toloha izy isan'andro miantso anah
Fa amin'izao na rapell moi ary tsisy

F'izy lasa niova a, le tena tia toa natakalony vahiny
Nahita tsara soratra ka loza, fa adinon'ny teo le tao antranon'ny fahiny

Fa iny omeko any ra tsy hariny
Tsisy kozy bobaka fa dorako ny sariny
Tsy be kabary zah fa zao ny tena marina we entana efa niasa ve de mbola ho angalarina

Tsy mienssiste ah fa andao ra tsy tamana
Enao miazakazaka amin'ny lalana malama
Aza miverina rehefa voadonany any f'efa solonao vao2 ny kobonao ao antanà

Ref
Niova ihanao, niova ihanao
Niova tsy mba tohin'i taloha tsony
Leo angamba, leo angamba
............................................. .

Zay le izy barakay tsisy maratra a
Askin tsy kivy fa mitraka a
Samy mak2 tsy mifanambaka
De any ndray manenjika ny tanjona tsy tratra a...................

Hevitra momba an'i askin niova

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i askin niova (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011