You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

ar'son

2055

Nampiditra : hajaarhihantraarson
Tamin'ny : 18/02/2017 11:30:50

Mombamomba :
Rakotoson haja ar'hihantra no tena anarany,teraka ny 19 janoary 1994 izy,nanomboka tamin'ny fahazazany izy dia efa tia nihira niaraka tamin'ny Ray aman-dreniny sy ny mpiray tampoho taminy,telo mianadahy ry zareo ka izy no faralahy,nanomboka teo amin'ny faha 11 taonany izy no nihira tamin'ny groupe nisy azy,efa nitendry aponga maro anaka koa izy ary manana fahaizana momba izany,ankehitriny izy dia nanangana ny tarika mahaleo tena izay antsoina hoe Ar'son,avy amin'ny anarany ihany no nahatonga io anarana io,efa nisy ny fampisehona izay nahitana azy toa izany koa ny clip izay ahitana azy koa eny amin'ny aina manjery

Hametraka hevitra

Midira aloha