You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

APC Tangaina

2116

Nampiditra : Sissie2007
Tamin'ny : 06/05/2017 13:01:16

Mombamomba :
APC: Amboaram-Peon'i mb Cécile
Chorale catholique Tangaina Ampitatafika
Mitory ny tenin'Andriamanitra an-kira
Arovan'i Masimbavy Cecile, olomasina mpiahy sy miaro ny mpanao mozika rehetra.
Mitaiza Ankizy, Tanora Ary olon-dehibe ihany koa
Amin'ny fotoana anoratana, manodidina ny 90 ny mpikambana.
Mihira mandritra ny lamesa fa manao ireny antsam-panahy na "Gala évangélique" ireny koa.

Hametraka hevitra

Midira aloha