Anyah
Lisitry ny hira
Hampiditra hira- Aleo
- ALEO MANDIHY
- Ampahafantaro
- antso
- Efa voasoratra
- Efa voasoratra (feat. Rotsy)
- Ela
- Fantatro Fa...
- fire
- Get United
Hevitra mandeha
noeline (03/04/2009 17:42:24)
tcherinanah (12/03/2009 14:49:03)
Anyah!sady mahafinritra no tsara feo, mahay mihira!Je l'adore!mankahery azy e!elle est ma préférée!milay e
Aureole (12/03/2009 12:51:22)
Mpanakanto mahafinaritra ! Feno ! Manana feo miavaka, mambabo fo, manala sorisory... Raha izay "interview" rehetra hitako sy arako natao taminy, dia vehivavy maontina sy tso-piainana izy. Tsara tarehy, mahay mihaingo. Enga anie ka ho maontina ihany koa @ maha renim-pianakaviana azy. Anyah ! Maniry an-dry ho lasa lavitra @ mozika dia mirary ny soa rehetra @ fiainan-dry andavan'andro. Misaotra betsaka amin'ny mozika. Izahay mijanona ho mpakafy na aiza na aiza fa manàna hery sy fitiavana hatrany anohizana ny kanto.
Mankasitraka e!
Rhayo (16/01/2008 14:12:19)
Mahafinaritra refa manana ny feo nao manokana izay enao an :-) toa io anabaviko io sa aona hoy ianareo? izay no nampazoto ahy hiara iasa t@ @ ilay hirany mitondra ny lohanteny hoe:"miverena" sy ilay hoe:"tongava aty" izy no nanao ny tonony 'ireo hira ireo ary izao kosa no nanao ny feon-kira
sasha88 (17/12/2007 19:20:04)
la princess du rnb malagasy..ooooooow checker mw tt ses fans...super alors
miry89 (21/11/2007 15:25:22)
hello!moi oci je kiffe anyah à donf!!mlay b e!!
tonnyy (11/11/2007 18:49:51)
tikana52 (30/10/2007 11:28:30)
Anyah,C ma préféré 2ttes.L é absolument magnifik é sublime.jlador é sa voix 2mem.En tt K jsouète longue vie à Anyah é VIVE L'RNB.
niakinana (03/10/2007 01:43:08)
tsara dawol ny hirany atrami-zay ka atrami-zao. Milay b d tohizo atrany fa eto foana ny mpakafy anao
Roddy (30/08/2007 12:11:09)
Anyah dia anisan'ny mpanakanto tovovavy mivoy ny mozika Rnb eto Madagascar;no izany izao dia mamporisika azy atramin'ny farany!vive les Rnb!




