You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)

1437

Nampiditra : Rasams
Tamin'ny : 01/07/2014 15:07:11

Mombamomba :
Antoko mpihira ao anatin'ny STK(Sampana Tanora Kristiana) ao amin'ny FJKM Ambatolampy.
Nitsangana tamin'ny taona 1994, misy mpikambana 60 mianadahy.
Mihira sy mikalo ny hira fiderana amin'ny gadona isankarazany, arahina dihy mirindra ho fitaizàna sy fitoriana ny filazantsara ka afaka maneho izany amin'ny alalan'ny fiaraha-miasa ho an'ireo izay maniry hifampiraharaha aminy.
Efa namoaka sanganasa 2: VCD n°1 mitondra ny lohateny hoe: Amboarankira ary Audio mitondra ny lohateny hoe Décidé.
Adiresy ifandraisana: antsakarmelafanantenana@yahoo.com
           Fifandraisana: 033 14 378 51 na 034 08 417 08

Hametraka hevitra

Midira aloha