Antoko Mpihira MORIA

Hampiditra sary Nampiditra ainaericrajoelison
28/08/2014 12:49
Hiran'i Antoko Mpihira MORIA 84 Jereo eto
Vangy : 3165
Mpankafy : 1 Ankafizo
Ny antoko mpihira dia fikambanana mpihira ao amin'ny STK (Sampana Tanora Kristianina) ao amin'ny FJKM Ambohibao Antehiroka ! Mivohy n gadon-kira maro ihany raha ny MORIA no resahina. Anisan'izany ny classique , ny gospel, ny reggae ary misy aza ny rap ary ny maro hafa ihany koa! Niforona tamin'ny taona 1967 izy ary nanakalaza ny faha-45 taonany izy io tamin'ny taona 2012

Hevitra momba an'i Antoko Mpihira MORIA

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Antoko Mpihira MORIA (84)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0183