You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)

2020

Nampiditra : akoniziona
Tamin'ny : 09/01/2017 11:03:28

Mombamomba :
Niforona tamin'ny 24 Desambra 1965 ny Antoko Mpihira Akon'i Ziona ary nankalaza ny faha-50 taona niorenany tamin'ny taona 2015-2016 noho ny famindrampon'Andriamanitra.
Efa manana raki-kira miisa 4 izahay ny Antoko Mpihira amin'izao fotoana izao ary efa mandeha any amin'ny onjam-peo isan-karazany any. Misy ihany koa ireo raki-tsary sy "vidéo" vitsivitsy izay efa azonareo jerena ao amin'ny YOUTUBE.
Mba hahafahanareo miara-midera aminay dia indro halefanay eto ireo tononkira izay tratra.
Afaka mifandray aminay ihany koa ianareo:
Finday: +261 34 55 362 76
Mailaka: akoniziona.antokompihira@gmail.com
Facebook: Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)
Tandremo sao diso ilay anarana an.
NB: FJKM Ambohitsoa Synodam-paritany Antananarivo Atsimo, eny amin'ny Commune Ampanefy, mpiray lohavolana amin'Ankadivoribe.

Hametraka hevitra

Midira aloha