Ambondrona

Slt tena milay ny vazo nareo ka tena mba mila tononkira avy @ nareo zao mpanoratra.

Hevitra mandeha

destina (11/08/2010 08:50:01)

slt mlay be daolo ny hiranareo fa tohizo foana e zay mjana mpankafy foana miandry ny hira vaovao ndray e koukou daolo ho an'ny mpankafy ambondrona rehetra e cool be ry zala reo an zay dia bye

destina (11/08/2010 08:46:46)

slt mlay be daolo ny hiranareo fa tohizo foana e z

tonykasta (08/10/2009 11:31:29)

milay foana fa tohizo rzalah zay koa manohana foana e

aloka (18/06/2009 15:03:04)

slt!milay de mankafi sy mankasitraka le groupe hijeryanao

Ticks (17/05/2009 21:52:26)

mlay be n ataon lesany fa tsis evitr mits v n iverenen Manjaka? atramzao kos lo tsis matsindry azy e!

rurale (08/04/2009 13:10:08)

'za tena tia tena tia an'le hira sy hakanton'ny feo ndry zareo e! babo!

noeline (06/04/2009 12:08:10)

izaho dia tena ma

kadyh (18/11/2008 14:13:45)

Ambondrona,groupe tiko ndrindraary ankafizaiko daholy ny hirany rehetra...de ndao hiaraka hankafia e

tsambo (29/10/2008 20:02:28)

ny ahy indray ilay ampy ahy no tena tiako aminy hiran-dry zalah.

tess (10/10/2008 17:32:53)

hay zà efa nahazo ilay album laharana faha 5 dia ilay hira voalohany no tiko dia fahatelo.... tsara be!
merci mioucool tam tonokira aleo aloha

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha