You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Amboaram-peo Ny Fahazavana

472

Nampiditra : pounie
Tamin'ny : 01/08/2005 03:58:50

Mombamomba :
Ao anatin'ny Sampana Tanora Kristianina ao @ FJKM Ambohibao Antehiroka izy io. Ny hira Gospel sy Negro Spirituals no mahazatra azy. Misy mpikambana eo amin'ny 30 eo ho eo. Niforona tamin'ny taona 1990 ary nankalaza ny faha-10 taonany tamin'ny taona 2000 ka cassette vol 1 no tsangam-baton'izany faha-10 taona izany. Efa misy CD ihany koa nivoaka taty aoriana.

Hevitra mandeha

mahnja (15/06/2010 08:14:20)

aiza daol ny mpikambana to tsy mba mitsidika mintsy, tam 2005 zao no nisy nitsidika farany, bye! mba midira ry reto a!

pounie (01/08/2005 07:58:50)

Ao anatin'ny Sampana Tanora Kristianina ao @ FJKM Ambohibao Antehiroka izy io.Miangaly ny hira Gospel songs sy Negro Spirituals no mahazatra azy.Misy mpikambana oe @ 30 eo ho eo.Niforona t@ taona 1990 ary nankalaza ny faha-10 taonany t@ 2000 teo ka cassette vol 1 no tsangam-baton'izany faha-10 taona izany.Efa misy CD ihany koa nivoaka taty aoriana.

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha