Amboaram-peo FEON'NY MIANTSO AMBOHIMANANDRAY

Ny APFM dia chorale ao anatin'ny sampana Tanora Kristiana ao @ FJKM Ambohimanandray. Anisan'ny tanjona  kendreny ny hananan'ny tanora toe-tsaina mendrika sy vanona . Ny hitory ny filazantsara eny tontolo eny amin'ny alalan'ny hira no tena anton'asany. Ny hitarika ireo ondry izay nania niala ny vala no tanjony.
Mampianatra ireo tanora tezainy koa mba hahay hifankatia sy hifandefitra na amin'ny tsara izany na amin'ny ratsy.
Efa maro ny hira ananan'ny APFM ary ny clips koa efa maro toy izany

Lisitry ny hira

Hampiditra hira

Hevitra mandeha

nene (13/12/2004 09:49:25)

Ny APFM dia chorale ao anatin'ny sampana Tanora Kristiana ao @ FJKM Ambohimanandray. Anisan'ny tanjona kendreny ny hananan'ny tanora toe-tsaina mendrika sy vanona . Ny hitory ny filazantsara eny tontolo eny amin'ny alalan'ny hira no tena anton'asany. Ny hitarika ireo ondry izay nania niala ny vala no tanjony.
Mampianatra ireo tanora tezainy koa mba hahay hifankatia sy hifandefitra na amin'ny tsara izany na amin'ny ratsy.
Efa maro ny hira ananan'ny APFM ary ny clips koa efa maro toy izany

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha