You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Alphazhad

2174

Nampiditra : alphazafimbazah
Tamin'ny : 07/08/2017 12:37:10

Mombamomba :
Alpha na koa izafimbazaha... piangaly ny gadona reggae roots... manana ny irako manokana aho nefa ny cover no tena fanaoko...
ety andohalo ety 'zahay... ary niditra tao anaty groupe BDMTR na bad man terôr muziko...
Asara Fanjava no tena anarako fa ny Alpha Izafimbazaha dia nalaiko avy tany anaty tantara antsary izay nankafiziko indrindra... izaho moa dia olona tsy miavona fa mivelatra ho any rehetra.

Lisitry ny hira

Hampiditra hira Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha