AKON'I BETELA
Sary
Hevitra mandeha
niaro (04/03/2010 12:33:10)
za reto mba mitdy tonin'ilay hira katolika le oe :
-injany fa liantso ahy
lay feo ny fitiavana ,............
mahery vaika lotra ka tsy azoko ampanginina ary tsy azoko andosirana ....
elijaona (16/02/2010 09:04:02)
mahafinaritra aloa lay miditra choral eeee fa midira zay mboia tsy ao fa tena mlay be mdera jesosy @alalan'ny hira
irintsoa (29/12/2009 06:00:58)
Fantatro loatra daholo ireo Akon'i Betela reo fa ny Akon'i Betela Toamasina no fahazoako ny resaka hatramin'ny voalohany.
gabhy< tena efa teny ankadimanga mihitsy aho dia hitako ireo fa mahay ireo kah!Voninahitr'Atra daholo zany retraretra zany e
gabhy (06/11/2009 14:13:53)
misy akon'i betela maromaro koa aty Antananarivo : akon'i betela any ambohitseheno sy any ankadimanga (efapolo taona ihany koa)
sarobidy (24/07/2006 12:24:49)
Indro ary aho fa ito miditra ito e , soprano ato am Akobe.
mamisou : ny tany Majunga no tsy voatanisanao.Efa nanomboka tam 1999 aho no mpikambana tao ary hatram zao ka ho mandrakizay!!!
mamissou (28/04/2006 20:55:05)
Ny Akon'i Betela dia antoko mpihira ao ami'nny FJKM BETELA TANAMBAO V TOAMASINA. Niorina t@ 17/05/64, ary nankalaza ny faha-40 taonany ny mai 2004 hatr@ mai 2005. Anisan'ny sangany eto antananan'i Toamasina izy. Efa nitety faitra maro teto @ Nosy, toy Ambatondraazaka, Antsirabe, Fianarantsoa, Antananarivo. Betsaka ny mbola vinavina.
Izaho aloha dia mpiavavaka ao amin'i Fiangonana io fa tsy mpikambana fa manasa ny tena mpikambana ao mba hiditra eto e!
