AINA

mahay mihira be izy mbola tanora be dia efa mpihira malaza sahady na dia izany ary dia takony itazona ny toetrany taloha izy izany hoe alohan'ny pazzapa1 tsotra be izy t@ izany

Hevitra mandeha

duwlicious (02/09/2007 09:23:30)

slt daholo! misaotra betsaka anao aina fa milay b lay tao am prime pazzapa omaly. miavaka b mihitsy ianao mihoatra am mana talenta malagasy. mizara fihetsehampo b ianao, tiako b ny fiakanjonao, milay b ny fihetsikao sur scène. tohizo foana fa mahafinaritra d miandry b ny album faharoa sy ny fisehoana sehatra. tazomy tsara ny personnalité-nao sy ny standing-nao fa tsy miavona zany ianao. mirary soa anao d bisous mamy b aaaannnnn

SYD (01/07/2007 18:58:20)

Aza kianinareo kosa izy fa ngah izy ra we americann dé mial ndray ny gasy é?!

jimtex (14/09/2006 16:44:00)

miavona manko no mahavoa ,'i aina e so iany fa mbola maro no manja noho izy.Zay le toe-tsaina manary namana zay le tsy izy.NINI kika no tena cool

Originale (29/08/2006 07:50:48)

Slt ts miarak zanzaeo sady tovoary efe manambady amanjanaka fa ts oe refa miara mira akory d oe miarak .Zay mints lé fomba fijery tsy mety

marcocofa (24/06/2006 19:19:15)

Salut an! saika mba anotany kely azafady fa nga kay ianao sy tovo miaraka? ra miaraka mantsy nareo de vous formez un joli couple de la part de sipa milay

vale (16/06/2006 22:39:12)

Faly be mahita anao eto AINA à, vao naheno ny hiranao rehetraretra aho dia tonga dia FAN!! tsara fa tohizo dia mba manantena ny hanaovanao concrt aty ivelany, mba ho anay atykou!hihi!! bizs,
vale

hery (14/06/2006 10:19:07)

Inona avy kay ny hira ao anatin'ilay album 2 misy hoe Rahoviana iny?

mimibe (18/03/2006 09:04:06)

aina a raha vakianao ity dia coucou hono hoe ho any akama rehetra ao @peter pan mahamasina ao e!!!bye

mimibe (18/03/2006 09:01:22)

ary mba vakiana kosa ary ve tony soratra alefan-tsika tony?sody déco fotsiny?

mimibe (18/03/2006 08:55:08)

za aloa tena tia azy e...
manja izy sady tsara feo na dia tsy tena mahay mandihy aza.marina fa mamalankira izy ndraindray fa hita ihany hoe mbola zaza izy ary mbola vao mianatra.za aloa sur fa any aoriana any izy tena ho tafita...
mba hoe mariah carey gasy e!!!sady rare be ny mahita zaza manana ny taonany ka tsara feo toa azy(ka mba mieritrereta ihany ireny miteny ratsy momba azy ireny saody mahazo amiko eo a..)
izy koa manja an...(impecable)sady tsy de miavona raha ny fahitako azy ao @peter pan ao.
ary raoviana ianao no mba hanao concert any france ry aina an.'zahay nge miandry foana e.
zay ala ny fahitako azy fa bonne chance avec ton copain akia aina a...d garde tjs l ping levé e!!!!!!!

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha