AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy)

Hampiditra sary Nampiditra liva
06/07/2004 09:20
Hiran'i AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy) 10 Jereo eto
Vangy : 3834
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ny Antsan'ny fahazavana Itaosy dia faly miarahaba anareo mpijery takelaka tononkira serasera rehetra Eto dia holazaina ambangovangony ny momba ny AFI Ny AFI dia antokom-pihira iray ao amin'ny FJKM ITAOSY ary niforona tamin'ny 1964 ary izy ireo dia nankalaza ny jobily faha 40 taonany tamin'ny 20 jona 2004 ny zava-kinendriny tamin'izany dia ny fanaovana ny fanamiana vaovao ary isaorana an'Andriamanitra fa tanteraka soamantsara io jobily faha 40 taona io ary tratra ihany koa ny zavatra nokendrena . Eto am-pamaranana ny AFI dia maneho fankasitrahana feno ireo izay nanampy azy tamin'izany ary Andriamanitry ny fiadanana anie hombanareo hatrany ary hanonitra izay lany taminareo misaotra tompoko

Hevitra momba an'i AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy)

Raliterahanitriniaina Nirina (02/09/2003 22:42)
Ny

Hiran'i AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy) (10)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1774