AFAFI Taninanandrano

Hevitra mandeha

NHIRI (23/05/2009 09:57:47)

Ndao indray isika hiara_hankalaza ny faha 25 taona niorenana e!
Nahafinaritrra ny fiarahana de mbola ataontsika mahafinaritra foana.HO ELA VELONA ANIE NY AFAFI MIARAKA AMIN JESOSY

poupoussi (17/08/2008 09:28:56)

Ankinina @ Tompo hiro a!

poupoussi (17/08/2008 09:27:18)

Ankinina @ Tompo hiro a!

NHIRI (10/05/2008 12:00:42)

Mahereza daholo ry AFAFI fa mbola lavitra ny làlana ah!Efa tany Diégo dia mbola ho any Fort Dauphin.
MILA VAVAKA SY MILA HERY

ploue (25/03/2008 08:17:19)

ry zareo alo tena mampahery ny hirany e!sady mahay mihira be

ramelina (26/10/2007 12:33:32)

Ny ahy aloha dia firariantsoa ho azy ireo no mba ataoko,mahareta amin'ny asan'ny tompo

havotra (18/01/2007 07:26:56)

aza matahotra fa mbola ho avy e de mirry soa e afafi

KLOUTSOU (05/10/2006 08:02:48)

Mbola miandry foana hatr@zao

miantsa2 (02/10/2006 16:36:32)

MISAOTRA @ LAY HIRA DE NY MANARAKA INDRAY VELOMA

hiro (21/09/2006 13:36:34)

Aona moa no tena niafaran'ireto taninananndrano ireto e?

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha