Adeline

Hevitra mandeha

noeline (02/04/2009 18:43:05)

tena tsara be mihintsy ny hira no milahibe hoy noeline

Michaela (30/12/2007 14:27:29)

Azafady fa nisy diso le soratra e!lol. Tokony tsy nisy an'io afatsy io!lol

Michaela (30/12/2007 14:26:24)

Marina daholo zay voalaza ny namana rehetra teo aloa afatsy. Tena olona nahay nihira be izy ka. Fa za kosa dia mbola mitohy mankafy ny hiran'ireo izay nandimby azy.

tsykivy (28/08/2007 17:11:02)

tena mankafy ny hirany aho ary mampahery koa

mcboy (12/07/2007 17:31:00)

aleoko izy iany toy izay leh les Adeline.... lol!! vazivazy zany fa mlay daoly eh!!

lalaina2 (21/05/2007 13:10:09)

mafinaritra be daholo ilay hira sady ohatran'ny tsy maty ihany izy satria ireo mpandimby azy koa mbola mahay manao ny feony

leeyo (01/02/2007 14:25:34)

tena tiako be mihitsy ny hirany sady tena marina .
mandria ampiadanana

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha