You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

ACCORD

533

Nampiditra : aima
Tamin'ny : 17/06/2004 20:52:55

Mombamomba :
Ny tarika ACCORD ve
Niforona tamin ny taona 2002, nisy mpikambana 5 izy ireo Jimmy(vocale), Herizo (solliste), Andry (bassiste), José(batteur), ary Balsame(claviste).
Samy mbola mpianatra izy efatra mirahalahy, i José no miasa amin’ny société Informatique iray eto Antananarivo.
Efa nahavoaka Clip sy hira izy ireo ary eo ampanatontosana ny raki-kira voalohany.

Hevitra mandeha

aima (18/06/2004 00:52:55)

Ny tarika ACCORD ve
Niforona tamin ny taona 2002, nisy mpikambana 5 izy ireo Jimmy(vocale), Herizo (solliste), Andry (bassiste), José(batteur), ary Balsame(claviste).
Samy mbola mpianatra izy efatra mirahalahy, i José no miasa amin’ny société Informatique iray eto Antananarivo.
Efa nahavoaka Clip sy hira izy ireo ary eo ampanatontosana ny raki-kira voalohany.

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha